Tropical Wood


Ny orinasa Tropical Wood dia niorina tamin’ny taona 1994. Ny taona 2017 kosa dia niompana manokana tamin’ny asa fandrafetana hazo, ny fanaka amin’ny endriny fahiny.

Tropical Wood dia manana efitra 4.400 metatra tora-droa amin’ny endriny iaka farany anatanterahana ny atrikasa. Miisa eo amin’ny 180 ny mpiasa ao aminy izay manana ny anjara asany avy mba anatanterahana ny fikasan’ireo mpanjifany sy ny zavatra takiany ary fanirihany.

Ny orinasa Tropical Wood dia manana milina misy komandy amin’ny alalan’ny solosaina mba ho fanomezana fahafaham-po ho an’ireo mpanjifa fanaka vita @hazo.

Ireo fanaka vita @hazo sy amin’ny Corian tao amin’ny « hôtels 4 étoiles Le Calypso Tamatave, Royal Beach à Nosy Be » dia natsangana sy namboarina ary napetrakin’ny ekipan’ny Tropical Wood. Mbola ho avy tsy ho ela koa ireo fanaka ho an’ny trano fandraisam-bahiny toa ny Baobab Tree Hotel sy ny SPA ao Mahajanga.